1. The elder unto the wellbeloved Gaius, whom I love in the truth.
1. L`ancien, à Gaïus, le bien aimé, que j`aime dans la vérité.
1. Ny loholona mamangy an’i Gaio ilay malala indrindra, izay tiako amin’ny fahamarinana.
2. Beloved, I wish above all things that thou mayest prosper and be in health, even as thy soul prospereth.
2. Bien-aimé, je souhaite que tu prospères à tous égards et sois en bonne santé, comme prospère l`état de ton âme.
2. Ry malala, iriko ambonin’ny zavatra rehetra, mba hambinina sy ho salama ianao, tahaka ny anambinana ny fanahinao ihany.
3. For I rejoiced greatly, when the brethren came and testified of the truth that is in thee, even as thou walkest in the truth.
3. J`ai été fort réjoui, lorsque des frères sont arrivés et ont rendu témoignage de la vérité qui est en toi, de la manière dont tu marches dans la vérité.
3. Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinana izay ao aminao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.
4. I have no greater joy than to hear that my children walk in truth.
4. Je n`ai pas de plus grande joie que d`apprendre que mes enfants marchent dans la vérité.
4. Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.
5. Beloved, thou doest faithfully whatsoever thou doest to the brethren, and to strangers;
5. Bien-aimé, tu agis fidèlement dans ce que tu fais pour les frères, et même pour des frères étrangers,
5. "Ry malala, manao asa mahatoky ianao na amin’inona na amin’inona ataonao amin’ny rahalahy sy amin’ny vahiny;"
6. Which have borne witness of thy charity before the church: whom if thou bring forward on their journey after a godly sort, thou shalt do well:
6. lesquels ont rendu témoignage de ta charité, en présence de l`Église. Tu feras bien de pourvoir à leur voyage d`une manière digne de Dieu.
6. "Izay nanambara ny fitiavanao teo anatrehan’ny fiangonana; dia ho soa no ataonao, raha mamoaka azy koa araka izay mendrika atao noho ny amin’Andriamanitra ianao;"
7. Because that for his name's sake they went forth, taking nothing of the Gentiles.
7. Car c`est pour le nom de Jésus Christ qu`ils sont partis, sans rien recevoir des païens.
7. Fa noho ny Anarany no niaingany, ka tsy naka na inona na inona tamin’ny Jentilisa izy.
8. We therefore ought to receive such, that we might be fellowhelpers to the truth.
8. Nous devons donc accueillir de tels hommes, afin d`être ouvriers avec eux pour la vérité.
8. Koa isika dia tokony handray tsara izay toy izany, mba ho mpifanampy amin’ny fahamarinana isika.
9. I wrote unto the church: but Diotrephes, who loveth to have the preeminence among them, receiveth us not.
9. "J`ai écrit quelques mots à l`Église; mais Diotrèphe, qui aime à être le premier parmi eux, ne nous reçoit point."
9. "Nanoratra tamin’ny fiangonana aho; nefa Diotrefa, izay te-ho lohany tamin’izy ireo dia tsy mba nandray anay."
10. Wherefore, if I come, I will remember his deeds which he doeth, prating against us with malicious words: and not content therewith, neither doth he himself receive the brethren, and forbiddeth them that would, and casteth them out of the church.
10. "C`est pourquoi, si je vais vous voir, je rappellerai les actes qu`il commet, en tenant contre nous de méchants propos; non content de cela, il ne reçoit pas les frères, et ceux qui voudraient le faire, il les en empêche et les chasse de l`Église."
10. "Koa amin’izany, raha tonga aho, dia hotsarovako izay asa ataony, fa mibedibedy foana manaratsy anay izy; ary tsy afa-po amin’izany ihany, fa ny tenany dia tsy mandray ireo rahalahy ireo, ary izay te-handray azy dia raràny sy roahiny hiala amin’ny fiangonana."
11. Beloved, follow not that which is evil, but that which is good. He that doeth good is of God: but he that doeth evil hath not seen God.
11. "Bien-aimé, n`imite pas le mal, mais le bien. Celui qui fait le bien est de Dieu; celui qui fait le mal n`a point vu Dieu."
11. "Ry malala, aza manaraka ny ratsy, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin’Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an’Andriamanitra."
12. Demetrius hath good report of all men, and of the truth itself: yea, and we also bear record; and ye know that our record is true.
12. "Tous, et la vérité elle-même, rendent un bon témoignage à Démétrius; nous aussi, nous lui rendons témoignage, et tu sais que notre témoignage est vrai."
12. "Demetrio dia tsara laza amin’ny olona rehetra sy amin’ny fahamarinana koa; eny, ary izahay koa manambara izany, ary fantatrareo fa marina ny fanambaranay."
13. I had many things to write, but I will not with ink and pen write unto thee:
13. J`aurais beaucoup de choses à t`écrire, mais je ne veux pas le faire avec l`encre et la plume.
13. "Nanana zavatra maro hosoratana aho, nefa tsy tiako hosoratana aminao amin’ny ranomainty sy ny penina;"
14. But I trust I shall shortly see thee, and we shall speak face to face. Peace be to thee. Our friends salute thee. Greet the friends by name.
14. J`espère te voir bientôt, et nous parlerons de bouche à bouche. (1:15) Que la paix soit avec toi! Les amis te saluent. Salue les amis, chacun en particulier.
14. Fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika. Ho aminao anie ny fiadanana. Ny sakaizantsika aty manao veloma anao. Veloma amin’ireo sakaiza araka ny anarany avy.
<
>